B fitia

B fitia Vonona hanolotra ny tsara ho anao ny groupe B’fitia: 0346672237 / 0348177540

17/06/2025

FETIN'NY RAY 2025
Akon'ny fankalazana ny fetin'ny ray 2025 niaraka tamin'ny B'fitia ♥️
Bonne fête à tous les papas ♥️👨‍👩‍👧‍👦👨‍👨‍👦👨‍👨‍👦‍👦👨‍👨‍👧‍👦👨‍👨‍👧‍👧👨‍👩‍👧‍👧👪👨‍👩‍👦‍👦👨‍👩‍👦👨‍👧‍👦👨‍👦♥️🎉💝🤩
🗨️ Ho antsika izay maniry fiaraha-miasa amin'ny B'fitia dia aza misalasala ny manoratra aminay na miantso avy hatrany amin'ny laharana 034 66 722 37 na 034 81 775 40.

17/06/2025

Fetin'ny ray 2025
Akon'ny fankalazana ny fetin'ny ray 2025 niarahana tamin'ny B'fitia♥️.
Bonne fête à tous les papas👨‍👦👨‍👧‍👦👨‍👩‍👦👨‍👩‍👦‍👦👪👨‍👩‍👧‍👧👨‍👨‍👧‍👧👨‍👨‍👧‍👦👨‍👨‍👦‍👦👨‍👨‍👦👨‍👩‍👧👨‍👩‍👧‍👦

28/05/2025

FIFALIANA TELOSOSONA

🎉Telososona be izao ny fahasoavana niara-tonga teo amiko hoy Tantine Yvette dia ny Mariazin-janako vavy, ny fitsingerenan'ny taona nahaterahaterako ary ny fankalazana ny fetin'ny reny koa dia misaotra an'Andriamanitra lehibe aho hoy izy nohon'ny fitantanany sy ny fitondrany izay tsara loatra.🙏

🎉Izahay vondrona B'FITIA ihany koa dia faly miarahaba anao sy ny ankohonanao noho ireo fitahiana sy fahasoavana maro be ireo ary mbola maniry ny soa sy ny tsara hatrany, dia ho voanjo mitohy e!...

FIFALIANA TELOSOSONA🎉Telososona be izao ny fahasoavana niara-tonga teo amiko hoy Tantine Yvette dia ny Mariazin-janako v...
27/05/2025

FIFALIANA TELOSOSONA

🎉Telososona be izao ny fahasoavana niara-tonga teo amiko hoy Tantine Yvette dia ny Mariazin-janako vavy, ny fitsingerenan'ny taona nahaterahaterako ary ny fankalazana ny fetin'ny reny koa dia misaotra an'Andriamanitra lehibe aho hoy izy nohon'ny fitantanany sy ny fitondrany izay tsara loatra.🙏

🎉Izahay vondrona B'FITIA ihany koa dia faly miarahaba anao sy ny ankohonanao noho ireo fitahiana sy fahasoavana maro be ireo ary mbola maniry ny soa sy ny tsara hatrany, dia ho voanjo mitohy e!...

Brayan mankalaza ny faha 5 taonany.🎂🎁🎉Izahay ato amin'ny vondrona B'fitia dia faly miarahaba sy mirary soa ho anao Braya...
05/05/2025

Brayan mankalaza ny faha 5 taonany.🎂🎁

🎉Izahay ato amin'ny vondrona B'fitia dia faly miarahaba sy mirary soa ho anao Brayan kely ny amin'izao nahatratraranao ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao.

🎉Jesosy tia zaza anie hitahy sy hiaro anao hatrany. 🎁🎂💞

30/04/2025
30/04/2025

B’fitia,💝♥️

💝Mizara amintsika
fitiavana mamy be, hafaliana,
tsikitsiky, fihetseham-po
mamelona firaisankina vaovao
ho an’ny mpianakavy, mpifankatia,
mpiara-miasa,
mpiray monina
amin’ny alalan’ny fanolorana
hira sy fanomezana tsy ampoizina
ao anatin’ny ireo fankalazana
tsingeritaona na vodiondry
na mariazy na ireo lalonana
maro samihafa.

♥️Koa ankino aminay ary ny fampiainana ireo fotoana mamy atokanao ho an’ny olona akaiky anao !

B'fitiaHoy ny Zokinao hoe:♥️Aujourd’hui, c’est ton jour, et je veux que tu saches à quel point tu comptes pour nousTu es...
30/04/2025

B'fitia

Hoy ny Zokinao hoe:

♥️Aujourd’hui, c’est ton jour, et je veux que tu saches à quel point tu comptes pour nous

Tu es une petite sœur en or : drôle, généreuse, un brin têtue (allez, faut l’avouer !) mais surtout pleine d’amour et de lumière.

Tu es bien plus qu’une sœur, tu es une amie, un rayon de soleil dans ma vie. Ton sourire illumine nos journées, et ta joie de vivre est contagieuse.

♥️Je te souhaite tout le bonheur du monde, des rêves réalisés, des rires à n’en plus finir, et surtout, une vie remplie d’amour, de belles surprises, bénédictions infinies et de moments inoubliables. Tu mérites le meilleur, aujourd’hui et chaque jour à venir. Ne change jamais, reste la merveilleuse personne que tu es.

"L’Éternel te bénira et te gardera ; l’Éternel fera briller sa face sur toi, et t’accordera sa grâce." – Nombres 6:24-25

♥️Que ce nouveau chapitre de ta vie t’apporte encore plus de sagesse (même si tu en as déjà beaucoup… quand tu veux bien l’utiliser !), de paix et de bonheur.

On t’aime fort, et nous serons toujours là pour toi.

♥️Encore joyeux anniversaire, Famenontsoa ! Profite à fond, c’est ton jour !

🎁Izahay ato amin'ny vondrona "B'fitia" dia faly miarahaba anao Famenontsoa amin'izao nahatratraranao ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao. Ny fitiavan'ilay Tsitoha sy ny fanambinana anie tsy hiala aminao mandrakariva e!

🎁Misaotra anareo fianakaviana nametraka fitokisana taminay vondrona B'fitia. Ary manantena fa mbola hiara-dalana aminay hatrany ianareo amin'ireo fety sy lanonana maro samihafa.

28/04/2025

Miarahaba antsika rehetra ny vondrona B'fitia.
Ho anao izay te hanao "surprise" amin' ny manodidina anao na "animation" ho tahiry (archive) dia aza misalasala ny mametraka fiaraha-miasa aminay.

tel: 034 66 722 37, 034 81 775 40

Miarahaba an’ i Tsanta & Mitsinjo.Sary - Hary nantenaina R ( RHN )
13/09/2024

Miarahaba an’ i Tsanta & Mitsinjo.

Sary - Hary nantenaina R ( RHN )

Address

Ambatondrazaka
503

Telephone

+261348177540

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share