Fifaliana Nantenaina

Fifaliana Nantenaina Photographer, Filmmaker

08/11/2024
17/07/2024

Hello on papote avec Culture261

Fizarana sy  ady hevitra tsotra natao tao amin'ny alliance Française andavamamba.Horonantsary " Zanaka, ainsi parlait Fé...
14/03/2024

Fizarana sy ady hevitra tsotra natao tao amin'ny alliance Française andavamamba.
Horonantsary " Zanaka, ainsi parlait Félix"
2024

25/11/2023

Salama eh

Ho anareo namana sy mpanaraka ahy amin'ny pejy ity misy asa ( horonantsary fohy) nataoko niaraka tamin'i Saranto ( vehivavy mahafinaritra kely izay izy)
Dia mba mangataka anareo PAPAVOTE sy MAMAVOTE.
Raims aloha ho an'ireo izay mbola tsy Nahita 👀 dia ireto ny Ora sy andro ahitanao azy any an-tranonao.

Talata 28 Novambra vita " NY VAOVAO"
Asabotsy 02 Desambra amin'ny 13h 30.
Asabotsy 09 Desambra amin'ny 13h 30.
Ary Farany ny alakamisy 14 Desambra vita " NY VAOVAO"

Mobile money: 500 ar monja ny vato iray 🌻 izay alefanareo.

Motif: 18MFF + MFF2 (coden'ilay film io)

Laharana : 034 76 236 01 / 032 90 607 60 / 033 85 481 70

Bisous nareo.

MFF2 no tohanantsika 🤣✌️✌️✌️✌️

"Vola mivolagnaVola mivolagnaRahalahy mamon0 rahalahyFontony agnabony vola mivolagnaNasaky nandafo fanahy fontony agnabo...
15/11/2023

"Vola mivolagna
Vola mivolagna
Rahalahy mamon0 rahalahy
Fontony agnabony vola mivolagna
Nasaky nandafo fanahy fontony agnabony vola mivolagna."



Gaskarya

BTs : Vola mivolagna 2023

Bonne fête à toutes les mamans📍Antsirabe commune Rurale 2019
04/06/2023

Bonne fête à toutes les mamans

📍Antsirabe commune Rurale 2019

La question qu'on me pose souvent : " Pourquoi tu vas à des expositions ? "- Quand on aime l'art, ce sont des événements...
30/05/2023

La question qu'on me pose souvent : " Pourquoi tu vas à des expositions ? "

- Quand on aime l'art, ce sont des événements immanquables.

- Ça nourrit ton âme et ta créativité.

- tu soutiens les autres artistes.

" Assistez aux expositions organisées dans des musées pour découvrir des œuvres, apprendre, s’informer, échanger et ressentir les émotions que les artistes veulent transmettre au travers de leurs chefs-d’œuvre. "

( Gg aux écoles qui font la visite de cette exposition )

Exposition : Antson'ny tontolo Miaina
Photo : Saranto.

Address

Analamahitsy
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fifaliana Nantenaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share