Révolution Worship

Révolution Worship Groupe d'animation et d'adoration 🙏🏻❤️

Ndao ndray mba ifampizara astuce kely ho fanatsarana sy fikolokolona ny feo❤️🎶 Ireto misy fomba 7 kely hanaovana azy🥰: 🎙...
24/06/2025

Ndao ndray mba ifampizara astuce kely ho fanatsarana sy fikolokolona ny feo❤️🎶

Ireto misy fomba 7 kely hanaovana azy🥰:
🎙️ 1. Manaova fanazaran-tena amin’ny feo isan’andro(entraînement vocal)
Tahaka ny mpanao sport izay manazatra vatana ihany io, ny mpihira koa dia mila manazatra ny feony. Ataovy tsikelikely toy ny "mmm", "aaa", na miakatra midina ❤️🥰 Tsara kokoa nefa raha afaka manao azy anaty gamme na (échelle musicale) tsotra :" Do - Ré - Mi - Fa - Sol - La - Si" 🎶

💧 2. Misotroa rano ampy ho an'ny vatanao(Rano mafana no tsara indrindra)
Ny rano no sakaizan’ny feo. Fadio ny zava-pisotro mangatsiaka ❄️ sy mamy be 🍬. Manampy be izy io na ho an'ny fahasalamana fotsiny aza⚕️🧑🏻‍⚕️

🧠 3. Mitenena mazava sy madio(claire et précis)🥲😅
Ny feo mazava dia mitaky fanononana marina na hoe (Bonne prononciation) . Manaova fanazaran-tena toy ny hoe: "Sôsy sôkôla sy sôsisy sy satroka saosy." 😄🥲

🍏 4. Tandremo ny sakafo alohan’ny hihirana
Fadio aloha ny ronono sy ny sakafo mavesatra. Misafidiana sakafo maivana toy ny voankazo na lasopy. Manampy amin'ny fahadiovan’ny feo izany 🍵❤️

⛔ 5. Aza terena ny feo
Raha reraka na marary ianao, dia aleo miala sasatra. Ny feo voatazona no mitondra vokatra tsara 😴 Ny fanerena azy ihira koa dia mety hiteraka déchirure vocal 😭🤧

🎧 6. Henoy ny feonao rehefa mikotrana
Azo atao tsara mintsy no mampiasa ny magnétophone na recording amin'ny finday📲manampy be ny rec🔴 mba henoina ny tsy mety sy hanitsina azy.
🎵 7. Mianara miaraka amin’ny fitaovana(instruments) sy olona hafa
Azo atao ny mampiasa métronome mba ahafahana manaraka rythme sahady ozy tsika😅🥰🕐, mihirà amin’ny karaoke 🎤, ary raha misy moa ny fahafahana dia mitadiava mpampianatra feo na antoko mpihira(na groupe de louange ...) na mitady olona afahana miaraka mihira.🤗💕

Zarao amin’ny namana tia hira 💬, ary teneno aminay etsy ambany hoe inona no fomba fanaonao hiarovana ny feonao? mba ahafantsika mifanampy sy mampivelatra ny mozika surtout ny fiderana an'Andriamanitra 🙏🏻❤️




💯🔥
22/06/2025

💯🔥

❌ Mihira an’orona ve ianao ?

✅Raha mbola tsy abonné ianao aloha dia manasa anao hanindry Ilay bouton na ahitanao ny publication manaraka 🥰❤️🇲🇬

Lasa ary isika 🥰♥️
👉 Anisan'ny olana mpahazo ny mpihira sasany ity fomba fihirana iray izay tsy dia mety loatra ity dia tsy inona izany fa ny fihirana an'orona na 👇👇
👉👉 "chanter de façon nasal 👈👈

🔸 Vokany ?
- tsy mazava ilay feo
-tsy madio ny fihiranao
- Lasa kentsina 😂🙄😏😁

🤔 Nahoana no mitranga izany ?

• Tsy manokatra vava tsara
• Tsy mahafehy rivotra
• Fanao ratsy efa fahazarana

✅ Ahoana no hanitsiana azy ?

1 → andramo mihira exercises
➡️“ma-ma-ma”
➡️" mé-mé-mé
➡️"mi-mi-mi

2. Sokafy vava tsara rehefa mihira

3. Ampiasao rivotra avy ao an-kibo

4. Mihaino enregistrement mba hahita ny lesoka

Azoooouuuuuuuu,..??? 🥰✨
Ampitiavana hatrany🥰❤️

😘Dia ny mba hangatahana dia zarao hatrany ny publication antsika mba ho itan'ny hafa ehh ✨🥰 Zay fa dia mikotràna tsara!



Cours de chant Rapide ✍️✨

https://www.facebook.com/share/p/19MtJLy7ii/

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Révolution Worship posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Révolution Worship:

Share