Creonix Mdg

Creonix Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Creonix Mdg, Photographer, ambohimanarina, Antananarivo.

🎬 Réalisateurs malgaches spécialisés en clips vidéo, publicités, documentaires et courts-métrages.
📸 Nous proposons aussi des services photo, vidéo, drone et son.
🔥 Ouverts à toute collaboration créative — faites briller vos projets avec nous !

11/08/2026

💥💥Mba ho tsiaro sy hobrehareha amin'ny ezaka nataonareo roa sy ny fifandrombonan'ny fianankaviana tamin'ny fikarakarana lanonana ;🌞

👉Aza adinoina ny maka sary izany mba hitoetra rahatrizay... Indrindra ny horonantsary MBA misy ho jerena foana....👈

🥰Mirary vola sy harena ary tokantrano sambatra hoan'i A & E hatrany izahay🥰

✨ 2027  📸💍❤️Ho an’ireo clients efa niara-niasa taminay ka naka sary sy vidéo taminay, manana cadeau manokana ho anareo i...
06/08/2026

✨ 2027 📸💍❤️

Ho an’ireo clients efa niara-niasa taminay ka naka sary sy vidéo taminay, manana cadeau manokana ho anareo izahay! 🎁

👉 Raha misy havana na namana hanao raharaha amin’ny taona 2027 💒🎉, ary ianareo no manoro anay na miteny aminay momba azy ka lasa naka ny service-nay izy, dia mahazo cadeau ianareo! 🥰

🎁 Booking Photos 📸 na PVC lehibe 🖼️ no mety ho cadeau azonareo.

❤️ Ny sarinareo ihany no lasa cadeau ho anareo!
📸 CREONIX MDG
✨ Capturez vos plus beaux moments.
📩 Aza misalasala miresaka aminay dieny izao ho an’ny réservation 2027!

🥰🥰Nahafinaritra ny niaraka tamin'izy roa ireto... Mirarisoa hatrany🥰🥰Volana desambra sisa no volana malalaka hoamin'ity ...
06/08/2026

🥰🥰Nahafinaritra ny niaraka tamin'izy roa ireto... Mirarisoa hatrany🥰🥰

Volana desambra sisa no volana malalaka hoamin'ity taona ity

‼️🥰Andro iray mahafinaritra bé...🥰‼️(Part 1)🥰Miarahaba sy mirarisoa ho azy roa dia mitomboa talenta hatrany ilay mahay m...
05/08/2026

‼️🥰Andro iray mahafinaritra bé...🥰‼️
(Part 1)
🥰Miarahaba sy mirarisoa ho azy roa dia mitomboa talenta hatrany ilay mahay mandihy bé🥰🙏

Raha mila




Dia aza adinoina ny mamandrika daty amin'ny MP

‼️ Sady faly eto no malahelo....😊🥰Saika tsisy hihinana ilay fianankaviana noho ny hatsarany sy ny firafiny...🙏😘Nefa nafi...
29/07/2026

‼️ Sady faly eto no malahelo....😊

🥰Saika tsisy hihinana ilay fianankaviana noho ny hatsarany sy ny firafiny...🙏

😘Nefa nafilotra loatra ka tsy maintsy ho loharana e....ny sary no mitoetra....😋

😚😋Milelalalela-molotra mihitsy ny chenlii kenly euh...Tsonjo beuh ny laonka ly neny euh🥰💖Mandalo fotsiny io fa aleo raik...
28/07/2026

😚😋Milelalalela-molotra mihitsy ny chenlii kenly euh...
Tsonjo beuh ny laonka ly neny euh🥰

💖Mandalo fotsiny io fa aleo raiketina an-tsary 📷

😘🥰Mirary Tokan-trano sambatra hatrany....🥰🥰‼️Amin'ity dimy volana alohan'ny hifaranan'ny taona ity...ankoatr'izay daty e...
27/07/2026

😘🥰Mirary Tokan-trano sambatra hatrany....🥰🥰

‼️Amin'ity dimy volana alohan'ny hifaranan'ny taona ity...ankoatr'izay daty efa réservé...

✅Avelanay ianareo client no hanonona ny budget nomaninareo hakana
📷photos
📽️vidéos....

💌Mp malaky aza

23/07/2026
23/07/2026

🥰Mirarisoa hoazy roa kely....🥰
Mbola misy daty vitsivitsy malalaka hoamin'ity taona ity....

📷 Photographe
📽️Vidéaste
✅ Droniste

Na inona na inona lanonana tianao ho raiketina an-tsary : Marriage, baptême, Anniversaire....Sns...

Manasa anao hiditra hafatra miafina na hiantso ny 037.61.327.96

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Creonix Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share