Kim Eric_Photographe

Kim Eric_Photographe -Photographe événementiel-Portraitiste

🤍 Ny fomban-drazana no lova sarobidy indrindra. 🇲🇬✨Faly izahay mizara aminareo ireto fotoana nahafinaritra nandritra ny ...
07/08/2026

🤍 Ny fomban-drazana no lova sarobidy indrindra. 🇲🇬✨
Faly izahay mizara aminareo ireto fotoana nahafinaritra nandritra ny Vodiondry Malagasy, fotoana feno hasina sy fihetseham-po. 📸❤️
Raha tianao ho voatahiry amin'ny sary sy horonan-tsary manara-penitra ny lanonanao, dia matokia anay.
📸 Mandray réservation foana izahay ho an'ny: 💍 Vodiondry • Mariage • Fiançailles • Baptême • Anniversaire • Événement rehetra
🎥 Photographe | Vidéaste | Droniste 📩 Kim Eric_Photographe – Alefaso hafatra izahay raha mila réservation na fanazavana.

✨ Ny fotoana tsara dia mandalo, fa ny sary kosa mitoetra mandrakizay. 📸Avelao izahay hitahiry ny fotoana sarobidy indrin...
29/07/2026

✨ Ny fotoana tsara dia mandalo, fa ny sary kosa mitoetra mandrakizay. 📸
Avelao izahay hitahiry ny fotoana sarobidy indrindra amin'ny kalitao sy fitiavana ny asa. ❤️
💍 Mariage • 💖 Fiançailles • 🎂 Anniversaire • 👶 Baptême • 🎉 Événement rehetra
🎥 Photographe | Vidéaste | Droniste
📩 Mandray réservation foana izahay.

Address

Rn1
Antananarivo

Telephone

+261343918994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kim Eric_Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category