05/09/2026
🎸 Tarika 'Zay, anisan’ireo tarika tena nanamarika ahy manokana. ❤️
Efa 30 taona izao no nanarahako sy nankafizako ny mozikan’izy ireo. Ary anisan’ny tena nahasarika ahy hatrany, indrindra, ny feon-guitare an’i Haingo, guitariste an’ny tarika. 🎶🎸
Araka ilay tononkira hoe :
🎵 “Tsy miova e, tsy mifindra
Ilay fitiavana fa lalina ao am-po
Tsy miova e, tsy mifindra
Efa voasedra ka tena ho doria…” ❤️
Ankafizo ary ity guitar cover an’ilay riff d’intro ity. 🎸🔥
Elaela ihany aho no tsy teo… naka rivotra kely 🌿😊
Fa rehefa guitare, dia mandrakizay. ❤️🎸
🎸