14/09/2024
Ety Ambohidratrimo ny Biraon'ny tarika Rado Sariaka androany Sabotsy 14 Septambra 2024 ❣️ Mirary tokantrano sambatra ho an'i Tolotra sy Aina 💗
Mbola betsaka ny daty malalaka ho amin'ity faran'ny taona 2024 ity ann 😉