Johann Nirina Niaina

Johann Nirina Niaina Film Maker / Colorist & Fashion Photographer / Reporter

Passionné et Créatif / Hyper-art-actif l’art du mouvement et de l’image est ma manière d’exprimer..

Passionné de l’image et de l’Art depuis 2009, amateur de sensation forte et de sport extrême depuis tout petit.. je partage ma passion avec vous.

Ela aho tsy niteny dia aleo aho hilaza amzay hiteny amzay fa ampy izay. Tsotra be ny teniko … ity fotsiny ny ahy ny teni...
11/09/2026

Ela aho tsy niteny dia aleo aho hilaza amzay hiteny amzay fa ampy izay.

Tsotra be ny teniko … ity fotsiny ny ahy ny teniko..

« Ankafizo hiaino ny fiainana dieny mbola velona, na mety na tsy mety amin’ny fijerin’ny hafa dia ataovy raha tinao sy mety aminao, ny fiainanao tsy fiainany ary ny heviny tsy hevitrao, ankafizo hiaino ny fiainana dieny mbola misy ianao. »

Johann Nirina Niaina

🇲🇬 made in BoGasy Madagascar
03/09/2026

🇲🇬 made in BoGasy Madagascar

🔥LA SAISON DES MARIAGES 2027🔥est ouverte à partir d’aujourd’hui…
🔥Prenez votre rendez-vous🔥
🔥Réservez vos dates dès maintenant 🔥

18/08/2026
13/08/2026

fa manin nareo tsy nitaingina téléphérique tsony? kamo? 😂🫱🏼‍🫲🏽

Izay aloha ny androany fa tsy maintsy hoe handao sy hanao veloma anao iny aho… veloma am-pitsikiana … T.G
10/08/2026

Izay aloha ny androany fa tsy maintsy hoe handao sy hanao veloma anao iny aho… veloma am-pitsikiana …

T.G

🎉 Mirary Asaramanitra 🇲🇬 feno hafaliana hoantsika rehetra 🎉 Habillé par BoGasy Madagascar 🇲🇬
25/06/2026

🎉 Mirary Asaramanitra 🇲🇬 feno hafaliana hoantsika rehetra 🎉

Habillé par BoGasy Madagascar 🇲🇬

Le temps passe vite BoGasy Madagascar  bogasy  maitso
25/06/2026

Le temps passe vite
BoGasy Madagascar bogasy
maitso

22/06/2026

Raha ohatra moa hoe izay mitory izay no mba Deuil-ny amin’ny zanany inona ny olana, ridicule hoy isika ka manin moa? samy mipetraka am Pays ridicule daholo ihany anie e. F’iza moa no tsy nanaridicule an’i gasy teto? tsefa izy daholo ve e. Hita amreny coms reny sns sns..

20/06/2026

Kung Fu junior speak English ✅🇲🇬 with Ra TIM

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Johann Nirina Niaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share