I Luv Madagascar

I Luv Madagascar Salama daholo ...
Malagasy aho ...
I love Mada

Diaspora Malagasy, Groupe PRO sur The MVC
08/03/2026

Diaspora Malagasy, Groupe PRO sur The MVC

RÉVOLUTION ANTI-PIRATAGE👉Une révolution anti-piraterie numérique pour un avenir numérique sûr, transparent et prospère p...
15/11/2025

RÉVOLUTION ANTI-PIRATAGE
👉Une révolution anti-piraterie numérique pour un avenir numérique sûr, transparent et prospère pour Madagascar.

• Le partage de sites non sécurisés.
• Les sites arnaques (sites de streaming frauduleux, sites de téléchargement illégal proposant des données vendues en dehors des canaux officiels).
• La vente de logiciels ou d'applications falsifiés avec de fausses activations et leur mise en ligne.

Voir Plus👇👇👇
the-mvc.com/post/révolution-anti-piratage

🤝Ny mangarahara dia mahatsara fiavanana.👏Ry Malagasy rehetra tsy ankanavaka manerantany, raha ny commentaire sy ny vote ...
12/11/2025

🤝Ny mangarahara dia mahatsara fiavanana.
👏Ry Malagasy rehetra tsy ankanavaka manerantany, raha ny commentaire sy ny vote natao tao amin'ny Groupe avec membres professionnels I Luv Madagascar sur The MVC dia lany 100% ny numérisation.

👍Mila mazava daholo ny mouvement rehetra tsy ankanavaka mahakasika ny fitantanana ny firenena izay miatomboka any amin'ny mpitondra hatrany amin'ny bureau chef du quartier.

🤝Vue + mise a jours en temps réel.
👉The MVC Notre solution all-in-one / Open source

Voir le démo (vue global)👇👇👇
the-mvc.com/post/transparence-pour-madagascar

🫳Ndao hifidy, Tohano ny hevitrao👇lien direct makany @ toeram-pifidianana 👇the-mvc.com/post/vote-traditionnel-vs-numériqu...
20/10/2025

🫳Ndao hifidy, Tohano ny hevitrao
👇lien direct makany @ toeram-pifidianana 👇
the-mvc.com/post/vote-traditionnel-vs-numérique

Ary aza adino ny login with google ao amin'ny plateforme The MVC mba hitoetra tsy hiala ny safidinao.

Rejoignez le groupe pro, I love Mada sur The MVC.

02/10/2025

Rano sy Jiro tsy tapaka ny fangatahana nefa lasa famonoana sy fitifirana vahoaka ...

Ny lovanao tena izy dia tsy ny harenao, fa ny fomba hahatsiarovan’ny olona anao.
07/12/2024

Ny lovanao tena izy dia tsy ny harenao, fa ny fomba hahatsiarovan’ny olona anao.

Ny anarana tsy misy haja dia manjavona mora foana, fa ny fitondran-tena mendrika kosa no mampaharitra azy amin’ny fahats...
04/12/2024

Ny anarana tsy misy haja dia manjavona mora foana, fa ny fitondran-tena mendrika kosa no mampaharitra azy amin’ny fahatsiarovana.

Tsy ny zavatra anananao no mamaritra anao, fa ny fomba fihetsikao amin’ny hafa. Ny voninahitra dia avy amin'ny asa ataon...
27/11/2024

Tsy ny zavatra anananao no mamaritra anao, fa ny fomba fihetsikao amin’ny hafa. Ny voninahitra dia avy amin'ny asa ataonao, fa tsy amin'ny harenanao.

Raha tsy misy haja sy voninahitra, dia zava-poana ny harena. Fa amin'ny fitondran-tena tsara, dia ho mamirapiratra hatra...
21/11/2024

Raha tsy misy haja sy voninahitra, dia zava-poana ny harena. Fa amin'ny fitondran-tena tsara, dia ho mamirapiratra hatrany ny tantaranao ho an’ny taranaka fara mandimby.

Alefa daholo ary eo am commentaire
I luv Madagascar

Ho an’ny olona manenjika amim-pinoana ny fahombiazana. Manomboka tsy miandry fanampiana avy amin’ny hafa ianao, ary indr...
16/11/2024

Ho an’ny olona manenjika amim-pinoana ny fahombiazana. Manomboka tsy miandry fanampiana avy amin’ny hafa ianao, ary indray andro, izy ireo no hanatona anao hangataka torohevitra.

🤍🤍🤍🤍
❤️❤️❤️❤️
💚💚💚💚
Alefa daho isika rehetra tia an'i Madagascar
reaction, partage, commentaire hoe
I Luv Madagascar@followers
GoGoGo.....

Address

En Ligne
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I Luv Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share