Trano Raty Image

Trano Raty Image Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trano Raty Image, farafangana, Farafangana.

16/03/2026

Miarahaba atsika rehetra ato amin'ny faritra Atsimo Atsinanana.

Izahay ato amin'ny Trano Raty Image sy Tolotra Smith Photographe dia vondrona mpaka-sary sy horonantsary eto amin'ny faritra Atsimo Atsinanana.

Maro amin'ny sangan'asa havoakanay no miverina halefan'ny page Zanaka Farafangana.

Maneo sy mizara ny asa vitanay sy nataonay no hataonay ato amin'ny page-nay mba hanambaranay fa misy tanora misehatra amin'ny tontolo ny "Audio-visuels" ny tanora eto amin'ny faritra misy atsika ary manao an'io asa io mihitsy.

Mijara sangan'asa no hataonay fa misy maka sy mampiasa kosa izany zavatra ataonay izay ka manimba ny "image"-nay.

Izahay dia tsy mpanao politika fa mpisehatra amin'ny sary sy horonantsary ihany.
-------------------------------------------------------

Bonjour à tous,

Nous, Trano Raty Image et le service Smith Photographe, sommes un groupe de jeunes passionnés de photographie et de vidéo.

Nous partageons nos créations sur notre page afin de montrer que des jeunes s’investissent réellement dans le monde de l’audiovisuel et y travaillent sérieusement.

Malheureusement, certaines de nos œuvres sont parfois utilisées sans permission, surtout la page de zanaka Farafangana ce qui nuit à notre image.

Nous ne faisons pas de politique ; notre engagement est uniquement dans la photographie et la vidéo.

Send a message to learn more

31/01/2026

On son fils pas,

23/01/2026

WIFI ZONE impitiny zay vonona midira MP amiko.

01/01/2026

🎉 Tratry ny taona 2026 ho anareo rehetra ! 🎉

Enga anie ity taona vaovao ity hitondra fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho anareo tsirairay.
Misaotra indrindra anareo rehetra izay nanohana sy niara-niasa taminay hatramin’izay.

🙏 Fiarahabana manokana ho an’ireo rehetra nifidy ny Trano Raty Image (TR Image) ho mpiara-miasa amin’ny tetikasany. Faly izahay fa afaka nanampy anareo hanova ny fotoan-dehibe sy ny hevitra ho sary sy horonan-tsary manan-danja.

📸🎬 Ho an’izay mbola tsy mahalala, ny TR Image dia manolotra tolotra amin’ny:

Vidéo: clip, événement (mariage, anniversaire, lanonana), vidéo corporate, sns.

Photo: fakana sary amin’ny karazana événement rehetra

✨ Amin’ity taona 2026 ity, vonona izahay hiara-hamorona aminareo indray, hanandratra ny kalitao ary hitondra vokatra mendrika ny fahatokisanareo.

📩 Aza misalasala mifandray aminay ho an’ny tetikasanao manaraka.
TR Image – manome aina ny tantaranao amin’ny sary sy vidéo.rancais
manantena ny fiaraha miasa misaotra indrindra tompoko,

25/12/2025
25/12/2025

Bientot WIFI ZONE DE 10km a farafangana.
Installation en cours....

F.Lonny feat. ErnestFay iaoby TR image 2025
14/12/2025

F.Lonny feat. Ernest
Fay iao

by TR image 2025

Ndre Minday ordi anao da 500ar/H avao gne atsika.Mandrosoa eeeeee........
13/12/2025

Ndre Minday ordi anao da 500ar/H avao gne atsika.
Mandrosoa eeeeee........

Tonga da Shift nuit zany 😅Mipoha am 8h maraigny iay ka hatraminzay elanareo avao ✌️7j/7
08/12/2025

Tonga da Shift nuit zany 😅
Mipoha am 8h maraigny iay ka hatraminzay elanareo avao ✌️
7j/7

Address

Farafangana
Farafangana
309

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano Raty Image posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share