08/06/2026
🔥⚽🌍 AUROCHS EXPÉDITIFS 🌍⚽🔥
Président FIFA amin'ny congrès FMSO
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
📢 FANENTANANA MANAN-DANJA 📢
⏰ Manentana antsika rehetra
mba tsy ho tara amin'ny fisoratana anarana
📌 Efa voafaritra mazava ny
🗓️ daty farany fisoratana anarana
ka aza miandry farany vao mihetsika!
━━━━━━━━━━━━━━━━━━
💪🔥 "TANORA MIHARO RAIKY, MAMIRATRA HO AN’NY HAFA" 🔥💪