Sainema MG

Sainema MG Sainema MG — Création visuelle 📸🎬
basé à Tamatave.

Vidéos pub, portraits d'entreprise, événementiel & contenu réseaux sociaux pour commerces et entreprises locales.

💬 Contactez-nous en message ou au +261 34 36 416 65 pour un devis gratuit.

21/08/2026

"Lokanga tsy atao no maha be ny voatavo".

Midika izy io hoe mitady fialan-tsiny tsy hanaovana zavatra iray, na mody manameloka zavatra na olona, na misedra olana tsy misy akory fa foronina noho ny hakamoana na tsy fahaizana mihitsy ... 👌📖

Sainema Mg Talk dia natao hifampizarana, hifampianarana, hitondrana izay heverina ho mahasoa ny rehetra, tontosaina eto Toamasina.

Sainema MG, videaste eto Toamasina.

🚨 BAZAR KELY 🚨"Sary iray, tantara an-jatony. Ao ambadik'ireto lavenona ireto dia misy aina, fianakaviana ary fivelomana ...
03/08/2026

🚨 BAZAR KELY 🚨

"Sary iray, tantara an-jatony. Ao ambadik'ireto lavenona ireto dia misy aina, fianakaviana ary fivelomana very. Miray fo sy manohana ireo niharan'ny voina amin'izao fotoan-tsarotra izao."

📸 - Bazar Kely Toamasina

03/08/2026

📖 "Là où régnait autrefois l'activité, le silence raconte aujourd'hui une autre histoire. Derrière ces décombres se trouvent des familles, des commerçants et des rêves durement éprouvés. Que cette épreuve soit un appel à la solidarité et à l'espérance. Le Bazar Kely se relèvera."

- BAZAR KELY - Toamasina 🚨

🚨😍💑 Rehefa mampiray ny fo ny fitiavana, tsy misy intsony ny maha samy hafa fiaviana. Betsimisaraka sy Antemoro, tantara ...
31/07/2026

🚨😍💑 Rehefa mampiray ny fo ny fitiavana, tsy misy intsony ny maha samy hafa fiaviana. Betsimisaraka sy Antemoro, tantara roa no lasa tantara iray. Mirary fitahiana sy fahasambarana mandrakizay ho an'i Ritausse & Donisha. 🤍💍

📸 Sainema MG - Photographe & Videaste eto Tamatave 🧡👌

👗💃📸Miss Tiktok Toamasina-ofisialy Juillet 2026 - CRJS  Photographe : Sainema MG 📸
24/07/2026

👗💃📸Miss Tiktok Toamasina-ofisialy Juillet 2026 - CRJS

Photographe : Sainema MG 📸

AEGM Barikadimy Soirée Management 🔥🔥📸 Sainema MG Ho anao koa raha mila photographe et/ou vidéaste ... 🤙🏻
23/07/2026

AEGM Barikadimy Soirée Management 🔥🔥
📸 Sainema MG

Ho anao koa raha mila photographe et/ou vidéaste ... 🤙🏻

Ny fitiavana tsy mahalavitra tany 😍🥰❤️‍🔥Clark & Christelle - Juillet 2026 - SOAVIMBAZAHA MIARINARIVOSainema MG
22/07/2026

Ny fitiavana tsy mahalavitra tany 😍🥰❤️‍🔥

Clark & Christelle - Juillet 2026 - SOAVIMBAZAHA MIARINARIVO
Sainema MG

21/07/2026

Mini reportage kely novokarin'ny Sainema MG 🤿🎥📺

Fampianarana milomano BEMIRAY 🌊 Hiarahana amin'ny Ligue Regionale de Natation Atsinanana sy Assmanato.

Address

Ambolomadinika
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sainema MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share