IGU Photography & Conception

IGU Photography & Conception Photography & Conception

04/12/2020

🇲🇬 [ 📷⚠️🎬 EH ! NATAO HO ANAO ITY 🎬⚠️📷 ]

Liana amin'ny fanatontosana horonan-tsary fohy ve ianao? Maniry ny hamoaka ny talentanao sy hamorona zava-baovao?

Izahay mpianatra taona fahatelo manaraka ny lalam-piofanana psikolojia ao amin'ny Université Catholique de Madagascar Ambatoroka dia mampahafantatra anao fa amin'ity taona ity dia hetsika hafa mihitsy indray no entinay aminao, fomba iray manambatra ny psikolojia sy ny teknolojia.

Ny fandraisanao anjara dia :
- Fotoana iray hanehoanao ny asa tananao amin'ny endriny miavaka araka izay tianao
- Ho fampiroboroboana ny fahalanana momban'ny psikolojia sy izay rehetra mahakasika azy eto Madagasikara
- Hitondra fahalalana vaovao sy hampitombo ny trai-kefa efa hanananao
Ahitana lohahevitra maro samihafa azonao hisafidianana tsara ary ahazoana loka isan-karazany ihany koa ho an'ireo voafantina ka hivoaka mpandresy amin'ny lalao.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mitsidika ny pejy na miantso avy hatrany.

Fisoratana anarana mialoha na pré-inscription : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScGzIuQ-D4we2Cblfo-cdo-pgSOq9lBaK2jZB6vT23cDByt6Q/viewform?usp=sf_link
Rohy ahitana fitsipika mifehy ny fifaninanana : https://drive.google.com/file/d/1Xfp0NKRlRegBaWJzOKL6JXohHy9Nhnpk/view?usp=sharing
Rohy ahitana taratasy fisoratana anarana : https://drive.google.com/file/d/1vwAJ_J0Uy5UM9-AoMOXdKR6fPFBD84SX/view?usp=sharing

🇫🇷 [ 📷⚠️🎬 APPEL À FILM 🎬⚠️ 📷]

À tous les cinéastes amateurs ou professionnels, les passionnés de l'audiovisuel et les amoureux de nouvelles aventures souhaitant contribuer à la bonne cause.

À l'occasion de la Vème édition de la vulgarisation de la psychologie à Madagascar, cette année les étudiants en L3 en psychologie de l'Université Catholique de Madagascar Ambatoroka ont opté pour un concept innovant combinant Psychologie et Technologie
Nous lançons ainsi un concours de court-métrage destiné à illustrer la place de cette discipline à Madagascar

Saisissez cette opportunité :
- Créatif que vous êtes, montrez votre atout
- Pour promouvoir la prise de conscience quant au bien-être psychologique à Madagascar
- Apprendre de nouvelles choses et vivre une belle expérience

Des thèmes divers sont disponibles, à vous de choisir. Des lots à gagner et une diffusion publique pour les participants les plus performants.

Si vous êtes intéressés, n'hésitez pas à visiter notre page et à nous contacter si vous avez besoin de plus d'informations

Pré-inscription : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScGzIuQ-D4we2Cblfo-cdo-pgSOq9lBaK2jZB6vT23cDByt6Q/viewform?usp=sf_link
Lien pour accéder au règlement : https://drive.google.com/file/d/1XcUCfaNXg69YLDSkZCTDfYBCoJ2L2TvD/view?usp=sharing
Lien pour accéder à la fiche d'inscription : https://drive.google.com/file/d/16r3mwQc7QVry3Ai65mU8jwwLhCCodl5T/view?usp=sharing

Sponsorisé par : Association Avotra - Marseille
Affiche par : Mitia Ralaivita

15/11/2020
12/09/2020

CONFIANCE EN SOI . PSYCHOLOGIE . PSYCHOTHÉRAPIE

05/09/2020

Conservation et préservation de l’environnement : à quel point s’investissent les jeunes malgaches ? Les avantages d’un Etat insulaire dans une commun...

05/09/2020
04/09/2020

Bonnes habitudes . PSYCHOLOGIE . PSYCHOTHÉRAPIE

https://www.facebook.com/ambanivohitra.namehana/
04/09/2020

https://www.facebook.com/ambanivohitra.namehana/

Aza adino ny fotoanantsika miaraka amin'i Ratovolana, izay nisoratra anarana amin'ny SEANCES GRATUITES, rahampitso alarobia sy zoma amin'ny 7h30. 😉

Mirary soa antsika rehetra o!

https://www.facebook.com/ambanivohitra.namehana/
04/09/2020

https://www.facebook.com/ambanivohitra.namehana/

Miarahaba antsika rehatra o!

Amin'ny herinandro no manomboka ny ateliers antsika. 😊

Misokatra ho an'izay liana rehetra ny fotoana voalohany araka ny fandaharana (Jereo ny sary) 😉

Mila misoratra anarana anefa an! Voafetra ny toerana.

Misokatra hatrany ny fisoratana anarana ety an-toerana, manomboka amin'ny 8 ora hatramin'ny 12 ora. 📝

Mirary soa 🙏

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IGU Photography & Conception posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to IGU Photography & Conception:

Share