26/11/2021
Salama daholo...
Manome fotoana antsika rehetra ny Ampasanimalo ao amin'ny Immeuble ny 8,9,10 et 11 decembre 2021 ho fanokafana ofisialy ary nampitondraina ny anarana hoeTSENA GASY KRISIMASY
Misy ny filatroana ny 10decembre izay andraisana "styliste" maro anjara
Koa manasa anao ary ho avy itsidika ny tranom-barotra
Misy firavaka,ankanjo,landy,kiraro,kapa,kitapo...ary ny maro hafa😍
Marihina fa vita tanana 100% avokoa ireo vokatra ireo
Misy ihany koa ny zavam-pisotro natoraly,ny tohan'aina maro isankarazany izay ao amin'ny no ahitanao azy
Tongava maro ary tompoko
SStaniah DialisonDStaniah DialisonMMahafaly CreationCMahafaly CreationOO'bozartVVaastoo Creat/Lavarangana centerCVaastoo Creat/Lavarangana centerVaastoo Creat/Lavarangana centerVaastoo Creat/Lavarangana centercVaastoo Creat/Lavarangana centerNNaval AndriamanantenaANaval AndriamanantenaAACT GalerieGACT Galerie