10/06/2025
Manyola Yve
Olona efa tia crochet sy efa tao anatin'ny tontolony fa te hitrandraka mahakasika ny ka dia resy lahatra hiofana indray ♥️🥰
Ra'Fy-A Madagascar Dia manome toky hatrany fa na débutant(e) na efa anatin'ny tontolon'ny asa dia tongasoa foana ato aminay♥️🥰
Ianao ve tapa-kevitra sa mbola hiandry ?
Raha tapa-kevitra Dia Tonga Dia antsoy ny 0384603819 na 0332406945 Ary eh☺️
Toerana : Anatihazo Isotry akaikin'ny Polisy na ny FJKM Manarintsoa Finoana, lalana aty ampitan'ny cenam 67ha no mivily, tsenainay ianao rehefa eo amin'ny Polisy Anatihazo
#