23/05/2026
Oviana mo Fête des mères ? ⚠️
Mbola tsy tara ra izao vao i commande cadeau ! 🎁
Tsy ataontsika ambanin-javatra i MAMA amin’ity fetiny ity fa andao omena t-shirt maneho fitiavana satria izy niezaka naneho fitiavana antsika foana na nipopoka ary indraindray 😋
Ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra.
Inona no soratra tianao atao amin’ny t-shirt an’i Mama ? 😍😍😍
ALEFASO COMMANDE ao amin’ny MP fa vitsivitsy sisa no ho raisina.