10/05/2025
Salama tompoko,mba hanao fitarainana tompoko, fokotany Madera Namontana tsy mety handray ny andraikiny mihitsy, misy an'ito vehivavy ito tsy salama ary mety tsy salama saina ary raha ny fijery azy satria misisika ny hisitrika anatin'ny ranon'ny Andriatany foana izy, efa malemilemy izy fa misisika foana, nanao izay hoafany ny mponina ary nampandre ny fokotany saingy vaomay nanidy trano ry zareo ary navokany aty ivelany ilay olona