PSI- Pro Shoot'In

PSI- Pro Shoot'In PSI Ambohimiadana a été créée depuis 2019 afin de répondre à vos besoins dans l'événementiel.

Des photos, des vidéos à la hauteur de vos attentes, pour les fiançailles, les mariages, les baptêmes et tout autre évènement que vous voulez éterniser.

Félicitations Aina sy HaingoPsi Ambohimiadana Photos + Vidéo
10/05/2024

Félicitations Aina sy Haingo
Psi Ambohimiadana Photos + Vidéo

Mariazy hafa koa
22/04/2024

Mariazy hafa koa

Félicitation Serge sy Volatiana💥 Contact: 0340646564
26/03/2024

Félicitation Serge sy Volatiana

💥 Contact: 0340646564

Coucou daholo ❤️Mankasitraka ireo nandray anjara tamin'ny lalao Saint Valentin atsika 🥰Dia faly miarahaba an'ireto mpifa...
26/02/2024

Coucou daholo ❤️
Mankasitraka ireo nandray anjara tamin'ny lalao Saint Valentin atsika 🥰
Dia faly miarahaba an'ireto mpifankatia izay nandresy t@zany lalao izany😉🤗
Øø Lalaina Øø Fitia Raharivola

Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola ho maro ny tsara miandry anareo 😊

Misokatra hatrany amin'ny fiaraha-miasa izahay; fandrio dieny zao ny datin'ilay "ANDRO MALAZA" fa vonona hanome ny tsara foana izahay 🥰❤️

Contact : +261 34 06 465 64 / +261 34 41 125 89

💝 Lalao Saint Valentin 💝👉 Azahoana Shooting gratuit 👈Tsotra ny fandraisana anjara:⚙️Alefaso eo amin'ny commentaire ny sa...
06/02/2024

💝 Lalao Saint Valentin 💝
👉 Azahoana Shooting gratuit 👈

Tsotra ny fandraisana anjara:
⚙️Alefaso eo amin'ny commentaire ny sarinareo roa kely (photo de couple)
⚙️Mentionneo ny namanareo hanisy réaction
⚙️Asio "J'aime" ny pejy

Izay commentaire be réactions indrindra no maharesy🏆

Ndao ary, mandraisa anjara 😉

Address

Ambohimiadana, Ampitatafika
Antananarivo
102

Telephone

+261340646564

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PSI- Pro Shoot'In posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share