Pejim-Pitiavako

Pejim-Pitiavako

Tongasoa ato amin'ny Pejim-pitiavako ! 📸🎥 | Contact : 034 49 754 66 📞 Je veux Photographier le monde
(1)

16/05/2026

Mety ohatrinona eo ry zareo ny manambady amin’izao ? 🥺

📍 Pejim-pitiavako – capturer l’amour dans chaque image.
11/04/2026

📍 Pejim-pitiavako – capturer l’amour dans chaque image.

23/01/2026

Mba imentioneo SIPA tokony hanao Robe mariée amin'ity taona ity indray aloha eh😁❤

Story Love🌹❤
21/01/2026

Story Love🌹❤

15/01/2026

Mbola misy CELIBAT ihany ve amin'izao fotoana izao?😅😁😂

Ndao haka sary eh🤗Mandray reservation hatrany izahay😉📸Pejim Photography
25/11/2025

Ndao haka sary eh🤗
Mandray reservation hatrany izahay😉
📸Pejim Photography

"Ry lehilahy, tiavo ny vadinao, tahaka ny nitiavan'i Kristy an'ny fiangonana..."(Efesiana 5:25-33)    📸Pejim Photography
15/11/2025

"Ry lehilahy, tiavo ny vadinao, tahaka ny nitiavan'i Kristy an'ny fiangonana..."
(Efesiana 5:25-33)




📸Pejim Photography

❤️MITADIAVA VEHIVAVY MANAO  IRETO ZAVATRA DIMY IRETO❤️1-Vehivavy tsy menatra milaza amin’ny rehetra  fa tia anao izy, na...
02/11/2025

❤️MITADIAVA VEHIVAVY MANAO IRETO ZAVATRA DIMY IRETO❤️

1-Vehivavy tsy menatra milaza amin’ny rehetra fa tia anao izy, na dia misy aza ny maneso azy.

2-Vehivavy Tsy mba mamadika anao na dia misy fakam-panahy aza mandondòna eo am-baravarany.

3-Vehivavy tsy mandray anao ho toy ny sakaizany fotsiny fa toy ny fiainany mihitsy, ho vadiny mandrakizay, ho anjarany amin’ny fiainany.

4-Vehivavy manaja sy mikarakara anao toy ny mpanjakan'ny fony satria mahafantatra ny lanjan’ny fisianao amin’ny fiainany izy.

5- Vehivavy mangataka hevitra aminao alohan’ny hanaovany zavatra noho ny fanajany anao..

Ny mahita vehivavy toy izany dia tena sarotra hita, raha mahita toy izany ianao… aza avela ho very izy fa karakarao tsara❤️🥰




📸Pejim Photography

Izay maka sary ato aminay amin'ity volana Novambra ity dia mahazo fihenam-bidy avokoa🥰Mandefasa hafatra miafina na miant...
02/11/2025

Izay maka sary ato aminay amin'ity volana Novambra ity dia mahazo fihenam-bidy avokoa🥰

Mandefasa hafatra miafina na miantso ny 034 49 754 66 avy hatrany🤗





📸Pejim Photography

Reste positive en toutes circonstances. 🔥❤Pic by 📸Pejim Photography
09/10/2025

Reste positive en toutes circonstances. 🔥❤

Pic by 📸Pejim Photography


Address

Antananrivo
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejim-Pitiavako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share