Auvicom de Madagascar

Auvicom de Madagascar **Auvicom de Madagascar** est un prestataire événementiel reconnu pour son expertise dans l'organisation d'événements de qualité.

Spécialisée dans l'art culinaire, l'entreprise offre des solutions adaptées pour toute événements
☎️0346876214/0346368654

🎉🍽️ Promotion Service Traiteur 🍽️🎉Inona no mbola mahatonga ny fisalasalana.Tonga aty aminay ianao dia tsy misy intsony i...
11/09/2026

🎉🍽️ Promotion Service Traiteur 🍽️🎉

Inona no mbola mahatonga ny fisalasalana.
Tonga aty aminay ianao dia tsy misy intsony izany fahafaham-baraka izany amin'ny resaka 🎉SAKAFO.


Ataonay daholy rehefa resaka sakafo amin'ny Fety 🎉 : Sakafo matsiro, Service professionnel, Kalitao sy fahafaham-po no laharam-pahamehana atolotray ♥️.

Hoan'ny manomana Mariage, Anniversaire, Baptême, Événement d'entreprise, Cocktail, Buffet.

Ireto daholo ny prestation anay :
💥 4 Menu à servi : Entrée Froide, Entrée Chaude, Résistance ( 2 choix ), Dessert, Boisson (Star, eau mineral, naturel), Serveur
👉 70 à 149 personne : 23 000 Ar
👉 150 personne et plus : 21 000 Ar

💥Cocktail de bienvenue : 7 000Ar Par personne
💥Gateaux : 4 000 Ar
💥Buffet : 45 000Ar à 55 000Ar

Isaky ny manao RÉSERVATION ianao dia mahazo CADEAU avy aty aminay ♥️, ho mariky ny fankasitrahanay ny fitokisanao♥️.

🎁 SURPRISE SPÉCIALE !

📞 Plus d'infos & Réservation : 034 63 686 54

Avelao izahay hikarakara ny sakafo mba hahafahanao mankafy tanteraka ny fotoananao! ❤️

AUVICOM DE MADAGASCAR
🍽️ Le goût de vos plus beaux moments !

11/09/2026
10/09/2026

Avec Miora Hanitriniaina – Je fais désormais partie de ses super fans !

09/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miora Hanitriniaina, Julio, Fandresena Fanantenana, Sam Sam

🎁 MANAO RÉSERVATION = MAHAZO CADEAU!🎁Mitady 💥Service Traiteur💥 ho an’ny lanonana, mariage, anniversaire, réception na év...
31/08/2026

🎁 MANAO RÉSERVATION = MAHAZO CADEAU!🎁

Mitady 💥Service Traiteur💥 ho an’ny lanonana, mariage, anniversaire, réception na événement manokana ve ianao? 🍽️✨

👉 Manao 🎉réservation🎉 aminay ianao dia mahazo cadeau💯! 🎁

📸 Ary misy service photographe ihany koa hanangonana sy hitahirizana ireo fotoana sarobidy amin’ny hetsikao.

🍽️ Service Traiteur
📸 Photographe
🎁 Cadeau ho an’izay manao réservation

📞 Réservez dès maintenant ary aza avela handalo fotsiny ny fotoana! ❤️

Votre événement, notre savoir-faire ! ✨

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auvicom de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Auvicom de Madagascar:

Shortcuts

Share