11/01/2023
Tax Bouta 🙏
Mirary fiononana feno ho an'ny Fianankaviany sy ireo namana akaiky azy. DIO-XVI Komandona sy Rapadango ✊
Ity ilay clip tokana niarahatsika niasa ny taona 2016, ho fahatsiarovana.
Za manokana anisan'ny mpankafy ny fiangalinao ny asa-soratrao rehefa manao Rap.
Mandrampihaona zoky be 🕊️