04/09/2026
✨ VAOVAO LEHIBE AVY AMIN’NY Ferdino.R Director 🎬
Faly izahay Mampahafantatra Anareo Ny Logo Vaovao izay Ho Hita amin’ireo clip vaovao hivoaka tsy ho ela.
Fiovana sy Fanavaozana Lehibe, miaraka amin’ny tanjona iray ihany: hitondra kalitao sy famoronana ary traikefa Miavaka sy tsara ho anareo Mpiara_Miasa Aminay.
🎥 Mbola mitohy hatrany ny dia… ary vao manomboka ny zava-baovao🔥
☎️RESERVATION CLIP: 033 63 397 73
Fer Dinot Jucker