13/05/2026
Andro manokana ho an’i Lumensia androany. 🎉
🎊Herintaona izay no nizoranay niaraka taminareo.
🎆Herintaona nisamborana tsiky, fihetseham-po ary fahatsiarovana sarobidy.
Mankasitraka anareo rehetra nanome fitokisana anay nandritra izay fotoana izay.
Ianareo no nahatonga an’i Lumensia hitombo sy hivelatra isan’andro.
✨Mbola lavitra ny lalana.
Mbola maro ireo tantara tsara ho tantaraina miaraka aminareo.
💙💛Lumensia
“Partagez la lumière, vivez l’émotion avec nous.”
😍Ho mariky ny fifalianay dia misy tolotra manokana ho an'izay manao famandrian-toerana mandritra ity volana ity koa aza tara ary ehh!!!!