Ancien USJF Ravinala

Ancien USJF Ravinala Football

Izahay ekipany Ancien Usjf Ravinala rehetra dia miarahaba atsika rehetra tratrin'ny fetiny P***A
05/04/2026

Izahay ekipany Ancien Usjf Ravinala rehetra dia miarahaba atsika rehetra tratrin'ny fetiny P***A

Izy ilay mpanidy trano ao aoriana ao Iza ary ilay bandy ??
24/03/2026

Izy ilay mpanidy trano ao aoriana ao
Iza ary ilay bandy ??

TANDEM 1-0 USJF RAVINALA
23/03/2026

TANDEM 1-0 USJF RAVINALA

Efa vonona bé ry zareo ao MAHINTSY
19/03/2026

Efa vonona bé ry zareo ao MAHINTSY

MÉMÉ-TOVO VOALAVO-MAHEREZAOtrany tanora lalandava ry zala zany 😂😂  ⚽⚽💪❤️
17/03/2026

MÉMÉ-TOVO VOALAVO-MAHEREZA
Otrany tanora lalandava ry zala zany 😂😂
⚽⚽💪❤️

Résultats du jour👉 USJF 4-2 ASUT Mankasitraka an'ny ASUT e 🙏Eo ambany io indray ny fotoanantsika manaraka.Hivoaka kely a...
14/03/2026

Résultats du jour
👉 USJF 4-2 ASUT
Mankasitraka an'ny ASUT e 🙏
Eo ambany io indray ny fotoanantsika manaraka.
Hivoaka kely any MAHITSY indray ny ekipa amin'ny Asabotsy 21 Mars 2026.Izay hifanandrinana amin'ny Fc TANDEM ex 105
⚽⚽💪💪

Salama daholo les FansIndro indray ny fotoana ntsika manaraka.Asabotsy 14 Mars ao amin'ny Spentana By Pass à 16h00Tongav...
10/03/2026

Salama daholo les Fans
Indro indray ny fotoana ntsika manaraka.
Asabotsy 14 Mars ao amin'ny Spentana By Pass à 16h00
Tongava daholo e 🙏🙏
⚽⚽❤️

👉Résultats du match :- PGA 09' ⚽- USJF 18' ⚽- USJF 26' ,⚽- USJF 38' ⚽- USJF 42' ⚽- PGA 48' ⚽- PGA 50' ⚽- PGA 55' ⚽- USJF...
01/03/2026

👉Résultats du match :
- PGA 09' ⚽
- USJF 18' ⚽
- USJF 26' ,⚽
- USJF 38' ⚽
- USJF 42' ⚽
- PGA 48' ⚽
- PGA 50' ⚽
- PGA 55' ⚽
- USJF 60' ⚽
NB: Foot à 9 (2X30)
Tena niady be ny lalao
,💪💪⚽⚽

-Zay tsy tonga androany aloha tsy nahita azy e- Victoire nahafinaritra niaraka t@ lava sanga kely 👉 Izy sa tsy izy ??😂😂
28/02/2026

-Zay tsy tonga androany aloha tsy nahita azy e
- Victoire nahafinaritra niaraka t@ lava sanga kely
👉 Izy sa tsy izy ??😂😂

Ndao ary fa hipotra amizay izy amin'ny Asabotsy zao e 😂
23/02/2026

Ndao ary fa hipotra amizay izy amin'ny Asabotsy zao e 😂

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ancien USJF Ravinala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category