17/06/2026
📌 Mila mianatra teny tsika fa ho avy tsy ho ela reo. 🌴😁
✓Du Pain = M**o dipaina
✓Masikita= Bro7
✓Mangahazo Antono = Mahôgo atono
✓Chérie an! = Mama ty!
✓Wadray = ha! Nanakory !?
✓M**ogasy = mokary
✓M**o akondro = m**o kind
✓Tsondro = Filao
✓Karapakopako = Karapapaka
✓Menakely = m**o misy lavaka
✓Kotsokotso = godrogodro
✓Voni manga = batata hay!
✓Bajaja = Bajajy
✓Mazanga = ganjama
✓Kofimady = kofmad
mbola maro fa mila miomana koa tsika amin'ny teny gasy fangaro teny français ndreo mety hisy anglais tampoka !!! (mila mianatra anglais ao Talk english)
ohatra :
Rayane euh! tu veux du pain ve! sa masikita avec lasary !?
Non wa tsy manao Rayane euh! C'est marary ça ein!
Raiso tsara ny vahiny tsika fa reo anisany mamelona majunga ty, alefaso laweky ny mapa majunga refa mitady lawaiky reo...
Defa misaotra mialoha anareo Pitandro ny filaminana ,fa hiasa 24h24 anareo (Sady Pitandro filaminana majunga cool jiaby)
anareo bajaj aza mamango kobay Mafy lotra , kara zany koa anareo ao plage jiaby ao, efa hay tsika jiaby fa ho tsetsina majunga ty Kely Kely eo , aza adino miseky manao madio tsara ... mividy déodorant ao bazary cosmétiques ao maro tsara ...
(Nindramina) 😁